| Teny iditra | ranonando | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | rano, ando | ||||
| Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra [1.1] | |||||
| [ ranon' ando ] Rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando [1.1] | |||||
| La rosée [1.3, 1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |
|