|
|
|
|

Teny iditra rano tsilany
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny rano, tsilany
 Lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
(ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [1.1]
Ohatra Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437]
Mpanahaka  antsitrika ~ tsikaroka ~ tsipy sandry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01