|
|
|
|

Teny iditra tsipy sandry
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsipy, sandry
 Lomanon' ny efa mahay, izay manipy ny tanany lavitra ka manaraka an' iny ny vatany [1.1]
Mpanahaka  antsitrika ~ rano tsilany ~ tsikaroka
  tsipisandry

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07