| Teny iditra | rantsan-tongotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | rantsana, tongotra | |
| [ rantsantongotra ] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin' ny rantsantanana Ireo rantsana folo amin' ny tongotra [1.1] | ||
| The toes [1.2, 1.7] | ||
| Orteil [1.4] | ||
| Les doigts du pied [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | rantsan-tanana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |
|