| Teny iditra | rantsan-tanana | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | rantsana, tanana | ||||
| [ rantsantanana ] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely Ireo rantsana folo amin' ny tanana [1.1] | |||||
| The fingers [1.2, 1.7] | |||||
| Les doigts [1.8] | |||||
| Doigt [1.13] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Mpanahaka | rantsan-tongotra | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |
|