|
|
|
|

Teny iditra Ratompokovavy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Singan-teny ra, tompoko, vavy
 Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
 Feue [1.66, 1.5]
 La défunte, la regrettée [1.5]
Voambolana 
Ohatra 
1ratompokovavy reninay (feue notre mère) [1.66]
2Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296]
Tovy hevitra Itompokovavy
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26