|
|
|
|

Teny iditra Itompokovavy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Singan-teny i, tompoko, vavy
 Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Ankizy dimy no zanany tamin'Itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra. [1.281]
2Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro. [2.499]
Tovy hevitra Ratompokovavy
Mpanahaka  Itompokolahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26