| Teny iditra | renivitsika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | reny, vitsika | |
| Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany [1.1] | ||
| Serpent qui habite dans les fourmilli [...] [tohiny 1.54] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | renimanditra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|