|
|
|
|

Teny iditra rohizo (rohy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana rohizana [Fitanisana]
  [1.1]
Ohatra 
1Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano [1.1]
2Rohizo kofehy ny fanati-piravoravoana na dia hatreo amin'ny tandroky ny alitara aza. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17