|
|
|
|

Teny iditra rondro
Sokajin-teny anarana
 Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa [1.1]
Voambolana 

Teny iditra rondro
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] rahona [1.78]

Teny iditra rondro
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka Avaratra] (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Rinorea angustifolia

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28