| Teny iditra | sady mifofotra no mively vy | ||||||
| Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
| Singan-teny | sady, no, mifofotra, mively, vy | ||||||
| Manao ny asa rehetra tsy misy mpanampy [1.1] | |||||||
| Non seulement il soufflera, mais il battra le fer Figuré: laborieux [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|