| Teny iditra | Sakalava | |
| Sokajin-teny | anaram-poko | |
| Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary) [1.1] | ||
| Peuple habitant la côte ouest, nor [...] Sakalavan' i Menabe: les habitant [...] Sakalava avaratra: les Sakalava d [...] Sakalavan' i Boina: les habitants [...] Sakalava masikoro: les éle [...] Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [tohiny 1.5] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | Masikoro ~ Vezo | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2020/04/08 |
|