|
|
|
|

Teny iditra manerana (erana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra? [1.1]
 To fill, to pervade [1.7]
 Remplir, être dans toute l'étendue de [1.8]
Ohatra Manerana ny tany rehetra ny fitsarany. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manerana
Ny lasa : nanerana
Ny hoavy : hanerana

Teny iditra manerana (serana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manerana
Ny lasa : nanerana
Ny hoavy : hanerana
Filaza mandidy : maneràna

Teny iditra maneràna (serana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerana [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20