| Teny iditra | tiana (tia) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | tiavina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|