| Teny iditra | sivinjato | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | sivy, zato | |
| Nine hundred [3.1] | ||
| Neuf cent [3.1] | ||
| 900 [3.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato.
[2.996] | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
| Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |
|