|
|
|
|

Teny iditra tabiha
Sokajin-teny anarana
 Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [1.1]
 State, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [1.2]
 Glory, honor [1.7]
 Gloire, honneur [1.3, 1.8]
 Force [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Io no kiady, io no voninahitra, io no tabiha, io no rehareha. [2.69]
2Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [2.470]
3Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [2.996]

Teny iditra tabiha
Sokajin-teny anarana
 Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [1.1]
 Tomate, pomme d'amour [1.3]
  [Merina] (ce mot signifiait autrefois : honneur, gloire ; le nom est passé à la tomate, anciennement introduite, et considéré comme un fruit de luxe, qui faisait honneur). Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Cultivée pour ses fruits et souvent même devenue subspontanée. Nom relevé anciennement par Grandidier. De nos jours on dit plutôt voatabiha. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Lycopersicon esculentum
Tovy hevitra voatabiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11