Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ta
lan
jona
(
lan
jona
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Gaga, vanana izaitsizy:
Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka.
[
1.1
]
Amazed
[
1.7
]
Stupéfait
[
1.8
]
Ohatra
1
Sady
talanjona
Raleva no hontsa!
[
1.281
]
2
Moa tsy
talanjona
ianareo vahiny.
[
2.445
]
3
Gaga ny trondro,
talanjona
ny voay
[
2.576
]
Sampanteny
fahatalan
jo
nana
,
fita
lan
jona
,
fitalan
jo
nana
,
hatalan
jo
nana
,
italan
jo
nana
,
mahata
lan
jona
,
mita
lan
jona
,
mpita
lan
jona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21