| Teny iditra | mitalanjona (talanjona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Migaga variana [1.1] | |||||||||
| To be amazed [1.7] | |||||||||
| S'étonner, être en admiration [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitalanjòna (talanjona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitalanjona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Mijanòna ianareo, ka mitalanjòna, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo!
[2.996] | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|