| Teny iditra |
tantsaha
(saha)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | A countryman, a farmer [1.7]
|
| | Paysan [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Olom-boaozona ve isika tantsaha itony e.
[2.470]
|
| 2 | fa hianareo Tantsaha no sakaiza ny Manisotra.
[2.48]
|
| 3 | Ny fivoaran’ny tantsaha dia miadana mandrakariva.
[4.27]
|
|
|
| Teny iditra |
Tantsaha
|
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
| Mpanoratra | Rakotonandrasana Louis de Gonzague |
| Mpanonta printy | 2000. Tsipika. Edition Tsipika.
|
| Copyright | Editions Tsipika 2000 |
| Sombiny |
takila 82
| Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin'ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. |
takila 160
| Nony ela ny ela ka mamerimberina ny fivavahana toy izany, mandritra ny fotoana maharitra, ity Komoriana noraisiny tamin' izay ilay lovia bakoly misoratsoratra (sorabe) ary nosasany tamin' ny ranon-javatra iray tsy lavitra azy teo; |
takila 167
| Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. |
|
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
| Sary |
|
|