| Teny iditra | saha | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Bara] Tany lemaka [1.78] | |||||
| [Sihanaka] lohasaha, tany lemaka [1.78] | |||||
| [Tanala]
lohasaha
tanimboly [1.78] | |||||
| Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) ~ Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: ~ Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay ~ Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1] | |||||
| The country, out of town; an orchard [1.2] | |||||
| Valley; a field, a garden; the country [1.7] | |||||
| Vallée; champ; jardin; la campagne [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha.
[2.472] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Mpanahaka | tantsaha | ||||
| Teny iditra | saha | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Taisaka] renirano [1.78] | |||||
| [Provincial] Used for renirano [1.2] | |||||
| Voambolana | |||||
| Teny iditra | saha | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| ozona, ompa [1.1] | |||||
| Insulte [1.3] | |||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|