|
|
|
|

Teny iditra tanyravo > taniravo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tany, ravo
  [Taisaka] Tanimanga, tany mora [1.78]
 Tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1]
 [ tany ravo ] White earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]
 Chalk [1.42]
 Terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48]
2toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]

Teny iditra tanyravo > Taniravo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any Taniravo amy ny Mandiavato [2.48]
Fangi-bolantany -19, 47.5
Haianarantany tany#mg.n, ravo#mg.aj