|
|
|
|

Teny iditra tendrombohitra
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tendro, vohitra
 Havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina [1.1]
 A mountain; the summit [1.7]
 Montagne [1.8, 1.13]
 Colline; sommet de montagne [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka. [2.895]
2Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508]
Sampanteny 
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16