| Teny iditra | tiavina (tia) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | tiana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|