| Teny iditra | tifirina (tifitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1] | |||||||||
| To be shot [1.7] | |||||||||
| Sur qui (quoi) on tire, qu'on fusille [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | tofirina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|