| Teny iditra | tofirina (tifitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (
tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/05/19 |
|