| Teny iditra | tinety (tety) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny vodivona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry very [1.1] | |||||||
| Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [1.3] | |||||||
| Ohatra | indray mandeha koa, mpanary tinety anankiray no nanjera tsy nahy ka nandraraka ilay entana nentiny;
[2.472] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voatety | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|