|
|
|
|

Teny iditra voatety (tety)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [1.3]
Ohatra 
1dia voatety izao tontolo izao. [2.445]
2Voatety hatreny amin'ny mpivaro-damba ao anatin'ny fotoana kely foana! [1.212]
Tovy hevitra tinety

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20