|
|
|
|

Teny iditra tongo-malady
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tongotra, malady
 Ilazana ny olona haingam-pandeha ary fanirakiraka [1.1]

Teny iditra tongomalady
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tongotra, malady
 Anarana ilazana ny bisikileta [1.1]
 [ tongo-malady ] (pied rapide) désignant la bicyclette (au lieu du mot malgachisé bisikilety; ne s'est pas implanté dans l'usage [2.590]
Voambolana 
Tovy hevitra bisikilety

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11