|
|
|
|

Teny iditra tovovavy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tovo, vavy
 Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) [1.1]
 An unmarried young woman [1.7]
 Jeune femme célibataire [1.8]
Ohatra Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14