|
|
|
|

Teny iditra tsaboy (tsabo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsaboina [Fitanisana]
Ohatra 
1Tsaboy kely roapolo any aho [1.1]
2Tsaboy izy, ary na hoatrinona na hoatrinona laninao mihoatra noho ireny, dia honerako rahefa miverina aho. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/10