| Teny iditra | tsaroana (tsiaro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [1.1] | |||||||||
| Dont on se souvient, dont on fait mémoire [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Hotsaroako mandrakariva ny soa nataonao ahy
[1.1] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | tsarovana ~ tsarovina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |
|