|
|
|
|

Teny iditra tsarovana (tsiaro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [1.1]
 Dont on se souvient, dont on fait mémoire [1.3]
Ohatra Hotsarovako mandrakariva ny soa nataonao ahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsarovana, tsarovako, tsarovanao, tsarovany, tsarovantsika, tsarovanay, tsarovanareo, tsarovan', tsarovan-, tsarovam-, tsarova-
Ny lasa : notsarovana, notsarovako, notsarovanao, notsarovany, notsarovantsika, notsarovanay, notsarovanareo, notsarovan', notsarovan-, notsarovam-, notsarova-
Ny hoavy : hotsarovana, hotsarovako, hotsarovanao, hotsarovany, hotsarovantsika, hotsarovanay, hotsarovanareo, hotsarovan', hotsarovan-, hotsarovam-, hotsarova-
Filaza mandidy : tsarovy
Tovy hevitra tsaroana ~ tsarovina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20