| Teny iditra | tsipisandry | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | tsipy, sandry | |
| Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [1.1] | ||
| Tsipelina hafa | tsipy sandry | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|