| Teny iditra | tsirinteny | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | tsiry, teny | |
| Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika [1.1] | ||
| Teny rehetra ankoatra ny fototeny [1.13] | ||
| Morphème [1.13] | ||
| Affixe (grammaire) [1.5] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | tovana ~ tovona ~ tsofoka | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny tsirinteny rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
|