Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
tsy ankanavaka
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
tsy
[
tsy an-kanavaka
]
Rehetra rehetra, daholo
[
1.1
]
[
tsy an-kanavaka
]
Indistinctement, sans faire de différence
[
1.3
]
Ohatra
1
Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra
tsy ankanavaka
.
[
2.996
]
2
Tezitra koa anefa, tsy tezitra amin' ilay Vazaha niasany maina ihany, fa tezitra amin' ny Vazaha rehetra
tsy ankanavaka
.
[
2.472
]
3
Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona
tsy ankanavaka
.
[
2.296
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29