| Teny iditra | tsy hita paipaika | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, hita, paipaika | |
| Tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [1.1] | ||
| L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415] | ||
| Ohatra | Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika.
[2.587] | |
| Tovy hevitra | tsy hita polopolorina ~ tsy hita popoka ~ tsy hita veroka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|