| Teny iditra | tsy hita polopolorina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, hita, polopolorina | |
| Lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1] | ||
| Completement invisible, incompréhensible [1.3] | ||
| L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415] | ||
| Ohatra | fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika;
[2.996] | |
| Tovy hevitra | tsy hita paipaika ~ tsy hita popoka ~ tsy hita veroka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|