|
|
|
|

Teny iditra tsy hita pesipesenina
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, hita, pesipesenina
 Any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1]
 Complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Ohatra 
1Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270]
2Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472]
3Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996]
Tovy hevitra tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11