|
|
|
|

Teny iditra tsy manam-paharoa
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, manana, faharoa
 Tsy misy mitovy aminy
Mitovy hevitra: baka lany sahaza ~ fanaperana ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tonga lafatra ~ tsy manantsahala [1.1]
 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415]
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fanaperana ~ fatratra ~ tokana aman-tany
Ohatra Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa. [1.38]
Tovy hevitra isa fa tsy roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11