|
|
|
|

Teny iditra tsy misy tomika
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, misy, tomika
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fanaperana ~ fatratra
Ohatra 
1Nanantena ny fanjakana fa ho avy Antsihanaka, handeha isam-batana, isan-drafitra sy isan-tsokajy, hiladilady, haneho ny "firaiketana tsy misy tomika". [2.472]
2Fa mahitsy ny tenin'ny Tompo, ary tanteraka tsy misy tomika ny asany rehetra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11