|
|
|
|

Teny iditra tsy roa aman-tany
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, roa, amana, tany
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fanaperana ~ fatratra
Ohatra 
1Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470]
2Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24