| Teny iditra | tsy tia zava-boribory | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, tia, zavatra, boribory | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: leo | |
| Ohatra | "Leomboanana omaly, ka tsy tia zava-boribory intsony anefa", ary tsy azo inoana fa ho tanteraka marina izany fampanantenana izany.
[4.27] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|