| Teny iditra | vaky hentana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vaky, hentana | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: maina ~ vaky | |
| Ohatra | Aiza Iaveh, izay nitondra antsika niakatra avy any amin'ny tany Ejipta, nitari-dàlana antsika tany an'efitra, tany amin'ny tany ngazana sady vaky hentana, tany amin'ny tany karankaina sy aloky ny fahafatesana, tany amin'ny tany tsy falehan'ny olona, tsy onenan'olona?
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|