| Teny iditra | valiha marovany | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | valiha, maro, vany | |
| Haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | valiha vata | |
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|