| Teny iditra |
valiha vata
|
| Sokajin-teny | kambanteny
|
| Singan-teny | valiha,
vata |
| | Haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [1.1]
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
valihavata
|
| Sokajin-teny | anarana
|
/m:hyperonym>
| Singan-teny | valiha,
vata |
| | [ valiha-vata ] Piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) [2.591]
|
| Voambolana |
| Ohatra | mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano)
[4.40]
|
| Teny nalaina |
|