| Teny iditra |
vatolahy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | vato,
lahy |
| | [Bara]
tsangambato
[1.78]
|
| | Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [1.1]
|
| | Tsangambato naorina ho fahatsiarovana [1.13]
|
| | Longue pierre dressée sur un tombeau, ou sur une hauteur, au bord d’une route, avec inscription commémorative [1.3]
|
| | Stèle, pierre levée [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy.
[2.270]
|
| 2 | Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo?
[2.499]
|
|
| Tovy hevitra | ~ |
| Teny nalaina |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
vatolahy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Lave solidifiée en colonne prismatique [1.13]
|
| Voambolana |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
Vatolahy
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| Voambolana |
| Fangi-bolantany | -19.9833333, 46.8833333
|
| Haianarantany | vato,
lahy |
|
| Teny iditra |
Vatolahy
|
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
| Mpanoratra | Rabetsimandranto Fidelis-Justin |
| Voambolana |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|