| Teny iditra | vato mitsangana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vato, mitsangana | |
| Vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [1.1] | ||
| Tovy hevitra | vatolahy | |
| Teny iditra | Vatomitsangana | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -20.15, 47.55 | |
| Haianarantany | vato, tsangana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
|