| Teny iditra |
mitsangana
(tsangana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1]
|
| Ohatra | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitsangana |
| Ny lasa : |
nitsangana |
| Ny hoavy : |
hitsangana |
| Filaza mandidy : |
mitsangàna |
|
| Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
|
| Teny iditra |
mitsangàna
(tsangana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsangana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|