| Teny iditra | vitsika momba kitay | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vitsika, momba, kitay | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manembona | |
| Ohatra | manina aho fa diso lalan-tsakaiza vitsika momba kitay aho ka harivariva an-tanin'olona [2.131] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |
|