|
|
|
|

Teny iditra voafantsika (fantsika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
 Nailed [1.2]
 Qu'on a cloué [1.3]
Ohatra Ary Paoly va no voafantsika tamin' ny hazo fijaliana ho anareo? [2.996]
Haiendriteny 
Tsotra : voafantsika, voafantsiky
Tovy hevitra finantsika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20